bonne annee daholy
tonga eto aho mba hizara @ ny problem ko fa tsy mahita vahaolana tsony
volohany vadiko mitady fisarahana amiko faharoa zaho mbola tia
efatra taona zahay no mpivady mnanjanaka ray vavy
zanay roa taona
izy teratany vahiny
talohany zay zahay miady fona de
t@ moi de jui aho nalefany nakany an france namangy ny fianakaviany de t@ izy no niaraka @ vevavy hafa de zao izy mitady fisarahana io vevavy iarhanio efa manajanaka roa fa zahay zao mbola mitambatra trano fa fahitako azy te hiala aminay mianaka de mody lazainy hipetraka rery izy fa tsy hiaraka @ io vevavy io ne fa taty aorina fantatriko fa mifanerasera be izy roa fa izy no mandainga tsy hitako ny hataoko mafy amiko mijanona ao an trano fa fantako ny fitiavany fa tsy aty amiko nef zanako tena tia be anazy sady hitako refa tsy mahita azy yndeay andro de manontany sady zaho koa mbola tia
inona no tokony hataoko?